Seria
Anganon'ny Ntaolo - 1) Mpanarivo roa ray
Indray andro hono, naka vady ilay βingahindrianaβ avy any atsinanana.
An-tsoratra, am-peo, misy rakibolana, misy lalao, misy teny frantsay.
Indray andro hono, naka vady ilay βingahindrianaβ avy any atsinanana.
Nanambady an-dRasoavorindriaka i Andrianizaozao
Nony lehibe hono izy mirahavavy nahazo dada ankiroa, dia nanambady βilay zokiny
Indray andro nisy mpianadahy kely antsoina hoe βAndriantsiabiromananaβ ny lahy ary Rabodomilalaovola ny vavy.
Indray andro hono nisy tovovavy nalaza noho ny hatsaran-tarehiny sy hareny.