Anganon'ny Ntaolo - 56) Ny nofin'izy telo mirahalahy zanany
Tsy fantatro na ho lasa amin’izao aho, hoy izy, na tsia, fa mandehana ianareo telo mirahalahy mody any amin’ny vady aman-janakareo, dia manofisa, makà tsindrimandry anio alina