Mombamomba
Lamasinina dia novolavolain'i Mose Njo sy Jaomanoro.
- Mba hamelona velovelo ao am-pon'ny Malagasy—indrindra ny ankizy, sy ny tanora
- Mba tsy ho mena-mitaha amin'ny hafa
- Mba tsy ho verivery ny teny malagasy—izay efa tsisy izay tsy mahita fa ho very tanteraka, hiofo ratsy eny, raha tsy misy ny feheverena.
Lisy 1817 no anarana tany am-boalohany, dia izao lasa Lamasinina, noho ny antony mifono mistery.
Ka mandrosoa ihany aloha anaty vagao na izany aza, amin'izay mba tsy ho tara Lamasinina intsony 🚂