Anganon'ny Ntaolo - 41) Andriamparany niangaran-dray, fa nambinin'Andriamanitra
Nitranga avokoa ireo nolazain’ireo mpantsaka ary notanterahan’Andriamparany antsakany sy andavany avokoa. Nony tonga teo am-baravaran’Andriamanitra izy dia nanao hoe:"Haody, tompoko ô!” Dia hoy Andriamanitra hoe: "Haodiana e!"