Anganon'ny Ntaolo - 42) Andriamparany sy ireo zokiny nankany amin'Andriamanitra

Nony nifanena tamin’ireo mpantsaka izy ireto dia nanontany ireto farany hoe ho aiza izato ianareo. Dia namaly ireto zokiny, kinanjo rehefa saika hanoro azy ireto mpantsaka dia hoy ny navaliny hoe Andriamparany aza tonga tany, mainka fa izahay

Anganon'ny Ntaolo - 42) Andriamparany sy ireo zokiny nankany amin'Andriamanitra

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.