Anganon'ny Ntaolo - 51) Itsihitanantso nifanena tamin'ny mpaka kitay
Nisy rangahy mpanankarena izay niteraka telo mirahalahy. Itsihitanantso no anaran’ilay zokiny indrindra ary nony lehibe izy dia nonina tany an’ala ka lasa nivadika biby.