Anganon'ny Ntaolo - 52) Ibabanikoto mivady sy ny niandohan'ny Betsimisaraka
Fahiny hono, nivadika tamin’ny olona ny tany ka tsy namokatra intsony ny tany ary izay nambolena dia tsy mba nisy naniry avokoa.