Anganon'ny Ntaolo - 53) Reny nanoro sain-dratsy ny zanany
Tsy nety anefa ny reniny. Ary tsy vitan’izay fa ny hametsifetsy olona no nampianarina azy. Dia nanafatra indray ny olona hoe: "Angaha hosimbainao ity zanakao no dia ampianarinao zavatra toy izany?"