Anganon'ny Ntaolo - 57) Ibotity milaza izay mahery

Niani-kazo hono Ibotity indray maka izay ka nony notsofin’ny rivotra ilay hazo dia tapaka, ka nianjera izy.

Anganon'ny Ntaolo - 57) Ibotity milaza izay mahery

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.