Anganon'ny Ntaolo - 60) Ikalasarotra faly amin'ny fahoriana
Rehefa misy maty hono tao an-tanàna dia faly anakampo hatrany Ikalasarotra satria betsaka ny omby hovonoina ka milela-molotra sahady izy.