Anganon'ny Ntaolo - 63) Ilavarefy, alika​ nifono lambamena

Maty hono Ilavarefy, alikan’Andriantsiabiromanana sy ​Rabodomilalaovola​ ka nofonosiny lambamena dia nasainy naterina tany amin’ny ​ray aman-dreniny​. Olona maromaro no nirahiny hanatitra ny fatin’Ilavarefy.

Anganon'ny Ntaolo - 63) Ilavarefy, alika​ nifono lambamena

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.