Anganon'ny Ntaolo - 62) Ambondrombe sy ireo ambiroa nanenina
Ambondrombe dia tendrombohitra iray any Andringitra, atsimon’i Fianarantsoa izay inoan’ny olona fahiny indrindra indrindra hoe itoeran’ny ambiroa, na karazana fanahy ambanimbany.