2

Nifofofofo indray ny rivotra ka nentiny lavitra ilay harona sase, nentiny nisidina iny kianjan’Ambohijatovo iny, Andohan’Analakely, Tranompokonolona, saika naviliny ho eny amin’ny Totohabaton’Antaninarenina iny nefa narosony indray ho any amin’iny Tsangambaton’i Jean Ralaimongo iny

Nifofofofo indray ny rivotra ka nentiny lavitra ilay harona sase, nentiny nisidina iny kianjan’Ambohijatovo iny, Andohan’Analakely, Tranompokonolona, saika naviliny ho eny amin’ny Totohabaton’Antaninarenina iny nefa narosony indray ho any amin’iny Tsangambaton’i Jean Ralaimongo iny.

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.