29

Nisento kely Rabe nahatsiaro ilay sary hitany tamin’ny Facebook nampiseho ny haravoan’ny olona nandeha lamasinina tamin’izany, izy rahateo mbola tsy nandeha, tsy nahatratra izany vanim-potoana izany fa ny hany fantany momba ny lamasinina dia mpitatitra entana

Nisento kely Rabe nahatsiaro ilay sary hitany tamin’ny Facebook nampiseho ny haravoan’ny olona nandeha lamasinina tamin’izany, izy rahateo mbola tsy nandeha, tsy nahatratra izany vanim-potoana izany fa ny hany fantany momba ny lamasinina dia mpitatitra entana.

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.