48 (Mandrosoa ato Amborovy sy ny mpisiketiny)
Tsy nampozin-dRabe loatra koa hoe hamoaka paozy mihaja be toy izany ny lambahoany rehefa miaraka amin’ny palitao maivana, zile, lobaka manify ary satroka penjy raitra zaitra.