66 (Toko IV - Angidimby nitsongo diraonina)

Variana ireo mpifankatia lalan’ny nody avy nifampitory fitiavana tamin’ny alalan’ny tononkalona poeta tsy hain-dRabe anarana nahita tovovavy olioly volo kotsan-drano nisosososo teo ambony kodiarana roa tsy azony veroka hoe ho aiza

66 (Toko IV - Angidimby nitsongo diraonina)
Illustration - Catmouse

Variana ireo mpifankatia lalan’ny nody avy nifampitory fitiavana tamin’ny alalan’ny tononkalona poeta tsy hain-dRabe anarana nahita tovovavy olioly volo kotsan-drano nisosososo teo ambony kodiarana roa tsy azony veroka hoe ho aiza.

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.