67
Sahantanàna goavana nampahatsiaro azy ny Central Park any New York hitany tamin’ny sarimihetsika nanomboka tany Ambohijatovo ka tsy nifarana raha tsy teny amin’ilay voavinavinan-dRabe hoe toerana nisy ny Garan’i Soarano saingy tsy gara no hitan’ny masony
Sahantanàna goavana nampahatsiaro azy ny Central Park any New York hitany tamin’ny sarimihetsika nanomboka tany Ambohijatovo ka tsy nifarana raha tsy teny amin’ilay voavinavinan-dRabe hoe toerana nisy ny Garan’i Soarano saingy tsy gara no hitan’ny masony.