70

Dia niketrona izy sady nangina tampoka indray saingy hehy no nasetrin’i Lisy taminy vetivety teo, mahafinaritra azy ny mihaino an-dRabe miteny variaminanana nefa miezaka kosa indraindray tsy mampifangaro teny

Dia niketrona izy sady nangina tampoka indray saingy hehy no nasetrin’i Lisy taminy vetivety teo, mahafinaritra azy ny mihaino an-dRabe miteny variaminanana nefa miezaka kosa indraindray tsy mampifangaro teny.

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.