88 (Toko V - Saiky Disney)

Alaim-panahy kosa aho hanombana fa tsy mba nangoraka loatra ireto goaika ireto. Manahy mihitsy aza aho hoe tsy mba manana fo akory izy ireo. Tsaroako etoana ny Lalàna Telon’i Isaac Asimov momba ny sololona 🤖

88 (Toko V - Saiky Disney)
Illustration - Catmouse

Alaim-panahy kosa aho hanombana fa tsy mba nangoraka loatra ireto goaika ireto. Manahy mihitsy aza aho hoe tsy mba manana fo akory izy ireo. Tsaroako etoana ny Lalàna Telon’i Isaac Asimov momba ny sololona 🤖.

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.