95
Tsotra ny tao an-dohany, te hahita an’i Lisy izy, hatramin’ny atoma botity indrindra tao anatiny ka hatrany amin’ny kintana goavana mamirapiratra any ankodahodan’ny habakabaka dia samy mampitovy tadindokanga avokoa hoe te hahita an’i Lisy
Tsotra ny tao an-dohany, te hahita an’i Lisy izy, hatramin’ny atoma botity indrindra tao anatiny ka hatrany amin’ny kintana goavana mamirapiratra any ankodahodan’ny habakabaka dia samy mampitovy tadindokanga avokoa hoe te hahita an’i Lisy.