Mombamomba

Lamasinina dia novolavolain'i Mose Njo sy Jaomanoro, hamelona velovelo ao am-pon'ny Malagasy—indrindra ny ankizy, sy ny tanora.

Mba tsy ho mena-mitaha amin'ny hafa.

Mba tsy ho verivery ny teny malagasy—izay efa hita fa ho very tanteraka, hiofo ratsy, tsikelikely eny.

Lisy 1817 no anarana tany am-boalohany, dia izao lasa Lamasinina 🚂—noho ny antony mifono misitery, fa mandrosoa ihany aloha anaty vagao na izany aza, amin'izay tsy ho tara Lamasinina intsony ianao!