Anganon'ny Ntaolo - 4) Mpianadahy tsy nifankafoy

Indray andro nisy mpianadahy kely antsoina hoe ​Andriantsiabiromanana​ ny lahy ary Rabodomilalaovola ny vavy. Tsy tian’ny ray aman-dreniny hono Andriantsiabiromanana ka noroahany. Tsy nahafoy azy kosa Rabodomilalaovola anabaviny ka nanapa-kevitra ny hanaraka azy

Anganon'ny Ntaolo - 4) Mpianadahy tsy nifankafoy

Misoràta anarana. Angano. Biografia. Tantara. Anaty mailakao.