Anganon'ny Ntaolo - 49) Ifaramalemy sy Ikotobekibo nandositra ny raiamandreniny
Nisy mpivady niteraka zanaka maro ka ny anankiroa amin’ireo dia tsy vitan’ny tsy tiany fa halany maizina.