Lamasinina
  • 🏡
  • Angano 🇲🇬🇫🇷
  • Biografia
  • Seria
  • Anjoria
  • Tantara
  • Lirika
  • 👥
Sign in

Ikotofetsy sy Imahakà

seria

Ikotofetsy sy Imahakà
Olona iray ao anaty saham-boasary lehibe hatreny amin'ny faravodilanitra
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 2) Ilay fotoboasary

Vola madinika maromaro ao ambanina vola madinika iray vaventy ahitana sarina lehilahy lava volo mivolombava eo ambony tanana ambonin'ny rahona
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 3) Ilay ariary teny an-tsena

Rangahy miakanjo rebareba loranjy toa mitory teny eny ankalamanjana voahodidina vahoaka be
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 4) Ilay pasitera sy ilay mpisikidy

Lahy antitra misolomaso miarina eo ambony fandriana ao anaty efitrano
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 5) Zarazarao hahazoana ny harenany

Fasana moderna malagasy misy lakroà eo an-tampony miaraka amina masoandro mody lehibe ao aorianany
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 6) Ilay mpanankarembe sy ilay fasana

Karazana vorontsiloza mitsambidika dia misy vola madinika miparitaka manodidina anazy
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 7) Ilay vorombola nampisara-bady

Omby fotsy ao an-tsaha maitso eo ambany lanitra manga ahitana rahona vitsivitsy
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 8) Ilay omby sy ilay rangahy

Ankizikely maro dia maro faly dia faly mameno arabe iray manontolo
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 9) Ilay nametsy vahoaka manontolo

Gisa fotsy, tony, ao anaty harona, eo ambony renirano, misy masoandro aoriana
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 10) Ilay mody tsy nifankahalala

Rangahy malagasy miendrika aziatika mitsiky be misatroka penjy toy ny alaina sary eo anoloana tanimbary maitso
Seria

Ikotofetsy sy Imahakà - 11) Ilay nanomboka nivadika ny rasa

  • sign up
  • contact
  • mose njo
Lamasinina © 2026. Powered by Ghost